1000 Clowns — I Love N.Y. 가사 및 번역

이 페이지에는 1000 Clowns의 노래 "I Love N.Y."의 가사 및 한국어 번역이 포함되어 있습니다.

가사

Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy
Han!, tsy mino aho raha enw no hiteny hoe tsisy tompony a!
Tsy hiteny koa aho hoe lery no tsisy fotony a!
Fa hanontany aho, ny fonao ve afaka mizara kay?
Raha efa lo ny loha de ho avy zay hirakay
Alaiko foana tsy quoi, ny antsasany aloha
Manarak’eny ny ambiny, nisasahan’aloha
Ny fonao tsy ao am-paosy, fa eo @ tratranao havia
Raha haka anio aho tsy afaka hiantso vonjy enw hoe avia
Fa alaiko @ teny mamy, sanatria zah mpaka taova
Fomba fiteny fa ohatr’izany ny boto rehefa love a!
Hangalatra ihany ve zah, dia tsy aleoko mba fitia
Tsy ny an’ny sipa rehetra ny ahy no alaiko fa ny an-dry
Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy
Han!, na misy tondra-drano, na misy tany mihotsaka
Alaiko f’efa haiko, fa na tia enw tsy hipotsaka
Zah tsy mividy fitiavana, io koa tsy mba afera
Fa ny foko midobodoboka ohatrin’ny subwoofer
Ny haka ny anao, tsy miraharaha an’izay efa misy
Zay miandry anao ankoatrako, dia aleo izy varius
Fa zay, tsy mety mionona raha misy zava-tiana
Zay sahy maty mifono lambamena, zah tsy hangina
Tsy angano, ny teniko rehetra teo aloha angony
Hoe rakaieko ny fonao, raha tsy ampy anao ry lerony
Oay, azafady! Hay kay tsy lerony fa lery
Ndao hifandona vera eo am-pijerevana serie ry Cherie!
Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy
Na! na! na! na na na na
Na! na! na! nan a na na
Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny
Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao
Dia zao dia izao, zao han an!
Rakaieko, alaiko ny fonao ho an’ahy

가사 번역

당신이 느끼는 경우에 충분히 그는 준
그가 널 기쁘게 해준다고 생각하지 마
지금 진행한다,한 진행!
라키에코,난'아히'가 돼
한! Enw 가 그 주인을 말하는 경우,나는 생각하지 않는다!
너무 말을하지 나는 그가 비열한 것 말할 것입니다!
하지만 케이를 같이 나눌 수 있는 마음을 여쭤봐도 될까요?
미래의 상호작용 히라카이의 머리에서 썩히면
나는 항상 쿠이,나머지 절반 먼저
마나라케니 더 레스트,니사사한 알로하
당신의 마음은 주머니에 있지만,에@가슴 왼쪽
오늘 데리러 오면 도움을 요청할 수 없어
하지만 달콤한 단어@,자 사진 작가 기관을 최대한 발휘
언어 많은 갱 당신이 사랑 할 때!
만 사를 훔치는,내가 사랑하는 것을 선호하지 않습니다
내 여자 친구가 아니라
당신이 느끼는 경우에 충분히 그는 준
그가 널 기쁘게 해준다고 생각하지 마
지금 진행한다,한 진행!
라키에코,난'아히'가 돼
한! 또는 홍수,또는 산사태가있다
나는 심지어 사랑 enw 하지 hipotsaka 을 알고 f'fefa
자 사랑을 구입하지 않습니다,이 사업 또한 아니다
그러나 심장 경주 심장 오하이트린의 서브 우퍼
당신을 얻기 위해,거기에 있었던 사람들을 무시
자이 당신을 기다리고 ankoatrako,그에게 varius 하자
그 검색,하나의 경우 호스팅 할 수 없습니다
자이 감히 라마 메나로 죽으라,자아는 침묵하지 않을 것이다
아니 동화,단어 모든 전 수집
그 라키에코 당신의 마음,충분하지 않은 경우,얘들 아
오,제발! 하지 헤이 케이 그 사람
피예레바나 세리에 히판도나 글래스 가자!
당신이 느끼는 경우에 충분히 그는 준
그가 널 기쁘게 해준다고 생각하지 마
지금 진행한다,한 진행!
라키에코,난'아히'가 돼
또는! 또는! 또는! 또는 또는 또는 또는
또는! 또는! 또는! nan a 또는
당신이 느끼는 경우에 충분히 그는 준
그가 널 기쁘게 해준다고 생각하지 마
지금 진행한다,한 진행!
라키에코,난'아히'가 돼