Mahaleo — Aomby 가사 및 번역
이 페이지에는 Mahaleo의 노래 "Aomby"의 가사 및 한국어 번역이 포함되어 있습니다.
가사
Izy e! kilalao ankinafina an-tampon-tanety
Hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
Bibilava any anaty fataka tsy azonareo fa izahay mahay manafody manampina
mason' ny zana-bahoaka
Entinay ny zanak’ombinareo a! (3)
Aman-jato sy arivo entinay any amin’ny Vazaha be manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hangata-bady any avara-tanana fa ny
ampela any dia tia manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hividy tapany maintso
Any amin’ny fivarotana disque congo masombika e!
Nisy miaramila nilanja basy
Basy navoakan’ny fanjakana
Nanenjika anay teny antampon-tanety a!
Notifiriny ireo namanay a! (3)
Ka maty tamin’izany RABEKOBAY a! (2)
가사 번역
그는 전자! 장난감 안키나피나 야생
우리와 함께 우리 닛소소카
Fataka 에 뱀 우리가 어떻게 manafody 밀봉 알고 실현하지
하위 공개의 눈
자낙ombinareo a 가 있다! (3)
클러스터 많은 돈의 광년 그들의 십만 우리는
당신이 돈을 얻을 때 우리는 배운 손에 결혼을 제안 할 것입니다
당신이 줄 수 있는 사랑에 있는 스핀들
당신이 돈을 얻을 때 우리는 절반 녹색을 살 것입니다
콩고 공격의 판매!
총을 든 병사들이
주에서 발행 한 총
추구 미국 언어를 발견-토지!
우리 친구를 쐈어! (3)
그리고 라브 코 베이 a 에서 사망! (2)