Mahaleo — Ny Lasantsika 가사 및 번역
이 페이지에는 Mahaleo의 노래 "Ny Lasantsika"의 가사 및 한국어 번역이 포함되어 있습니다.
가사
Ny lasantsika tsy hay hofafana
Tsy mety mangatsiaka fa tadidiko mazana
Ireo safosafo sy angolangola
Namela afo tsy mety tola
Toa tsy tantin’ny saina ny mieritreritra fa
Ianao ilay nolalaina mitampify an-tratran'olon-kafa
Ireo teny mamiko naverinao ho azy
Hay izy ireny tamiko mbola vazivazy
Izaho no namafy, ny hafa no nijinja
Izao indray no niafy fa nilaozanao nifindra
Natao lamba tonta aho, natsipy toa rovi-damba
Zary natontatonta, lany tsirony angamba
Ilay vatanao mangovitra raha tojo hafaliana
Ny ambany miovitrovitra, tsara karakaran’olon-tiana
Ny rangotrangotrao tratra hafa no ratrainy
Reo antsoantsonao, ny molotrao notsenainy
Tsy ilay nisolo toerana no ankahalaiko
Fitia tsy azo ferana, ny fahavaloko hajaiko
Fa ianao kosa mbola antenaiko
Mbola tsy afa-trosa, izaho ve dia hiala maina
가사 번역
우리의 과거의 호파파나가 될 수 없습니다
불멸의 감기 그러나 나는 일반적으로 기억
이 사포사포와 앙골랑골라
불을 떠나는 것은 톨라 수 없습니다
그 생각을 밝히는 것 같지 않습니다
당신은 다른 tratran'olon 사랑하는 미탐피 있습니다
이 말은 나에게 그를 위해 naverinao 사랑
그것은 나에게 그들이 여전히 농담 밝혀졌다
나는 파종하고,다른 하나는 가너 것입니다
이 다시 니아피 당신이 이동
디자인 된 스크린 착용,섬유 폐기물 재활용처럼 던져
나탄타톤타가되어 비용이 많이 드는 것일 수 있습니다
당신이 기쁨이 발생하는 경우 몸 떨고
낮은 miovitrovitra,좋은 카라카란'올론 손실
Rangotrangotrao 가 또 다른 ratrainy 를 잡았습니다
안쏘안쏘나오 레우,입술 노즈니
하지 대체 사이트는 앙카할라이코
사랑은 제한 될 수 없습니다,내가 존중 적
하지만 당신은 여전히 희망
아직도 빚에서 벗어나지 못하고,나는 건조한 남겨둔다