Samoela — Kofa tia 가사 및 번역

이 페이지에는 Samoela의 노래 "Kofa tia"의 가사 및 한국어 번역이 포함되어 있습니다.

가사

Isan’ora isa-minitra aho
Mba mandinika ny fanaon’ny olona
De mahatsapa fa izay miara-droa
De mifanankim-po
Efa hita t@télé sy video
Ny gazety sy ny radio
Fa 'ty fiainana 'ty tsy milay raha vao tsisy fitia
Zany vady zany e!
N’aiza n’aiza eto ambonin’ny tany
Fiadanana ny dikan’izany, hasambarana
Tsiky sy tambitamby
Hafaliana sy sangisangy
Fa ny atsika roa no tsy mba toy izany
Fa soamaravo teny ihany
Satria ny revinao de mifamaly
Ary isan’andro aho miaritra an’izany
Mba miezaka aho ny mananihany
Fa ianao misafoaka hatrany
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba lerany 'zao
Tsy aleo ve re asina an’zany sao ho antitra eto ihany
Lazainao fa tinao aho
Hoe tia ahy ianao e!
Lay za mitomany no tinao sa le za mitalaho
Fa raha mba mila ny fitiavanao aho
Mba mila ny tsikitsikinao e!
Longolongo ve no setrin’izany, avonavona hatrany
Marina fa tena tia anao aho, tia anao aho e!
Kanefa refa misy an’izany
De mba voatsindrona ihany
Marina fa tena tia anao aho
Tia anao aho e!
Kanefa refa misy an’izany mahatsiaro voadona ihany
Satria ny revinao de mifamaly
Ary isan’andro aho no miaritra an’izany
Mba miezaka aho ny mananihany
Fa ianao misafoaka hatrany
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba leran’zao
Tsy aleo ve re asina an’zany
Fa sao ho antitra eto ihany
K’izay no nahatonga ahy saika ilako andry
Satria ianao toa tsy mamaly fitia
Raha toa tsy kopy aho angamba de tany
Soa ihany aho fa tafa e…

가사 번역

매 시간마다 나는
남성 전통 관찰
드 두 번 함께 느낌
드 미파난킴의 심장
T@채널 및 비디오를 찾았습니다.
신문 및 라디오
타이의 삶은 사랑 없이 쿨하지 않아
이 바보 친구!
다른 곳에서는 지구
그 의미의 평화,행복
미소와 탐비탐비
기쁨과 농담
그러나 아 시카 두 그렇게 아니다
즉,soamaravo 단어 만
왜냐하면 레비나오 드가 다투기 때문에
그리고 매일 나는 그것을 견딜
내가 농담 시도
당신이 충격을 받았다는 것
당신이 할 수있는 모든 고려
즉,진행 르레 라니 수 있습니다
아시나 안자니가 여기 늙지 않았을까?
티나오?
당신이 전자 날 사랑 말해!
텐트는 울고 경험 티나오 사 르 자 울
하지만 당신의 사랑이 필요하다면
시키 시키 나오 전자 필요!
롱골롱고는 항상 자부심,그 대가로 않습니다
그것은 내가 당신을 사랑 얼마나 사실,난 당신이 전자 사랑!
그러나 그것이 있을 때
데 만 죽음에 해킹
내가 널 얼마나 사랑하는지
나는 당신을 전자 사랑!
그러나 그 리콜이 영향을받는 경우 만
왜냐하면 레비나오 드가 다투기 때문에
그리고 매일 나는 그것을 견딜
내가 농담 시도
당신이 충격을 받았다는 것
당신이 할 수있는 모든 고려
Leran'zao 일지도 몰라
아시나 안자니?
그것은 여기에 오래 될 수 있습니다
K'izay 는 열이 필요한 거의 곳으로 나를 만들었습니다
왜냐면 당신은 사랑에 반응하지 않는 것 같으니까
하지 카피 나는 아마 드 랜드 경우
다행히 나는 e 입니다…